|
|
|
|

Teny iditra tsikala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikala ao ambanin' ny vata
Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra tsikalana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31