Teny iditra fanatsingatorana (tsingatotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famotrahana (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; fandavoana (zavatra) ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony [Rajemisa 1985]

2009/02/23