Teny iditra | tsingatotra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Toetran' ny olona potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; zavatra mianjera ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |