Teny iditra fanatsorana (tsotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Faninjirana, fampivelarana, famelarana, fanalavana [Rajemisa 1985]
 ¶ fanatsorana ampaha iray: fizarana ny mpanisa sy ny mpanondro amin'ny isa iray tsy mira zéro. [Voambolana: Matematika: rafitrisa] [SLP 1986]
Famaritana frantsay simplification
¶ fanatsorana ampaha iray: simplification d'une fraction. [Voambolana: Matematika: rafitrisa]
¶ fanatsorana fimirazeva: réduction des isométries. [Voambolana: Matematika]
¶ fanatsorana ny asa: simplification du travail [SLP 1986]

2009/09/09