Teny iditra fanatsoriahana (tsoriaka (riaka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandefasana handeha hihazakazaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut faire couler, manière de faire couler [1.3]
Ohatra Dia ny fandrendrehana ny sisa sy ny fanatsoriahana azy [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07