Teny iditra | tsoriaka (riaka) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fikorianan-javatra toy ny rano, ny vy anidina, ny vy noempoina; firiotran-javatra, toy ny tselatra, ny tainkintana; fandosirana haingana raha hita; fandadizam-biby toy ny bibilava, amalona [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (il existe des racines secondaires qui se distinguent des racines primaires par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: riaka - tsoriaka) [1.12] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsoriaka io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | akositra, arotsika, asokitra, atsikora, sakoitra, sakorita, satrikoa, tsakoria, tsoriaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |