Teny iditra | 1 fanatsoriahana |
Fototeny | 2 tsoriaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandefasana handeha hihazakazaka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#794] Ce qu’on peut faire couler, manière de faire couler |
Ohatra |
6 Dia ny fandrendrehana ny sisa sy ny fanatsoriahana azy [2.366#] |
Fivaditsoratra | 7 fanatsoriahana, nifaratsahanao, nofaratsahanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |