|
|
|
|

Teny iditra1  fanavaozana
Fototeny  2  vao
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanoloana hala: Isaky ny efatra na dimy taona no fanovaozana ny fitaovam-pambolena
Fanamboarana ho tonga tahaka ny vaovao: Fanavaozana fiarakodia mihitsy raha itỳ trano fanamboarana
Famerenana indray, fanindraozana: Raho tianao, dia hanao fanavaozana ny fifanekentsika isika izao. / Fanavaozana ny toky nomena tamin' ny batemy
5  [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] renewal
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] renouvellement, rénovation
8  [1.13] régénération
Mpanahaka  9  fihavaozana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  fanavaozana, fanazavanao

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07