Teny iditra fanaviana (avy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns... [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy fever, a slight illness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fièvre bénigne [Hallanger 1974]
Voambolana 

2009/02/23