Teny iditra | fanazatra (zatra) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manazatra Azo zarina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut habituer, manière d’habituer [1.3] | |
Tovy hevitra | fankazatra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17 |