|
|
|
|

Teny iditra1  fanazavana
Fototeny  2  zava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany
Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io
Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the act of illuminating; an explanation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  action d'illuminer, d'éclairer [1.3#870, 1.8]
7  L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause [1.3#870]
8  explication [1.13, 1.8]
Ohatra  9  Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany. [1.38#376]
10  Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako. [2.356#]
11  Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#]
12  Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#194]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
14  Tovonana :
Kamban-teny rehetra 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12