|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandafika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mandafika, izany hoe manisy lafika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#369] Ce sous quoi on met ordinairement quelque chose, ce qui exige un coussinet, la manière de mettre quelque chose dessous
Fototeny  5  lafika

Teny iditra (2/2)6  fandafika
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Ody fanalefahana ny poizin' ny tangena, saingy sotroina mialoha fa tsy mba aoriana toy ny fanatsatsorano
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] A charm used to render the tangena ordeal innocuous.
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (de lafika : ce qu'on prend comme apéritif avant le repas). On appelait ainsi autrefois les préparations qu'on avalait avant d'être soumis à l'épreuve du tangena et qui est censé lui servir d'antidote ou tout au moins pallier ses effets les plus dangereux. [Merina]
Ohatra  11  [2.857#] ody mahery tsy matin-tangena, fanevo-tana, fandafika, - tsy mba resin' izany hianao, ry Manamango, fa andriamanitra hianao
Voambolana  12  Fivavahana, finoana
Fototeny  13  lafika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02