|
|
|
|

Teny iditra1  fandaharana
Fototeny  2 lahatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana: ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra
5 Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana
6 Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny [1.1]
7 fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8 the act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 programme [1.8, 1.13]
10 action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste [1.8]
11 rangement [1.13]
Ohatra  12  Ary izao no fandaharana natao tamin'izany. [2.59#]
13  Aoka hohazavaina kely izany fandaharana izany. [1.357#]
14  Izahay tsy mba manana na teny finoana na fandaharana asa iombonana. [1.369#]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Tovonana :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 9 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08