Teny iditra | 1 fandainga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mandainga: Mampihomehy ny fandaingan' io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra Olona zatra mandainga: Fandainga ratsy koa Ikotofatsora itỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] A liar; one who is in the habit of telling lies. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#373] Qui a l’habitude de mentir, la manière de mentir |
Fototeny | 6 lainga |
Fivaditsoratra | 7 fandainga, fidangana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |