|
|
|
|

Teny iditra1  lainga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany
Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] a lie
5  [1.2] a falsehood
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] mensonge
7  [1.3] fausse apparence
figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste)
Ohatra  8  [1.38] Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika.
9  [2.472] Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany.
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Tohi-kevitra  15  marina
Mpanahaka  16  fitaka.
Kamban-teny 
Lohateny  22  Lainga fotoana
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny lainga io
Lahatsoratra  24  Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  25  angali, angaly, lainga

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19