|
|
|
|

Teny iditra1  fandainga
Fototeny  2  lainga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandainga: Mampihomehy ny fandaingan' io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra
Olona zatra mandainga: Fandainga ratsy koa Ikotofatsora itỳ
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Mod. s. from mandainga (lainga).] A liar; one who is in the habit of telling lies.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#373] Qui a l’habitude de mentir, la manière de mentir

Fivaditsoratra  7  fandainga, fidangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/08