|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  fandambanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fakana valala amin' ny lamba
Fototeny  4  lambana

Teny iditra (2/5)5  fandambanana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Famonoana betsaka indray miaraka, fandringanana, fandripahana
Fototeny  8  lambana

Teny iditra (3/5)9  fandambanana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Tanala] tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny
12  [1.1] Tsihy lehibe velarina rehefa hisakafo
13  [1.1] [Betsimisaraka] Tsihy kely efa-joro ametrahana ny vilia na ny lamban-dravina rehefa hihinana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.19] [Tankarana] petite natte pour offrir mets, fruits.
Fototeny  15  lambana
Tovy hevitra  16  fandambana
Kamban-teny 

Teny iditra (4/5)18  fandambanana
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.1] Fanemerana amin' ny tsihy, fametahana peta-kazo
Fototeny  21  lambana

Teny iditra (5/5)22  fandambanana
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.196] Arbuste inconnu des restes de forêt, près de Bedihy, d'après Descheemaeker. [Betsileo]
Voambolana  25  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11