|
|
|
|

Teny iditra1  fandanja
Fototeny  2  lanja
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandanja na manombana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
Azo lanjaina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#385] Ce qu’on peut peser, examiner , calculer, manière de peser
Ohatra  6  Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina? [2.296#]
7  ... ny mofo manify tsy misy lalivay, ny endasina amin' ny lapoaly sy ny zavatra voaharo, ny zavatra fandanja amam-pamatra rehetra. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11