Teny iditra | 1 fandatsaham-bato |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Singan-teny | 3 fandatsahana, vato |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] vote, election |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.66] vote |
Ohatra |
6 [4.43] Anisan’ny biraom-pandatsaham-bato iray nandray miaramila maro ny birao teny Antoby sy ny EPP Ivato
|
Tovy hevitra | 7 latsa-bato |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |