|
|
|
|

Teny iditra1  fandatsaka
Fototeny  2  latsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina mandatsaka na mamotraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Ce qu'on peut poser, celui qu’on peut enrôler, manière de poser [1.3#390]
Ohatra  6  Handatsaka fandrika amin' ny ratsy fanahy Izy tahaka ny fandatsaka ranonorana; [2.996#]
Kamban-teny rehetra 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12