|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandeha
Fototeny  2  leha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny
Dia: Adanodano ny fandehanao
Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao?
Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] la manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche)
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny fandeha io

Teny iditra (2/2)11  fandeha
Sokajin-teny  12  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] yet, but. See nefa.
Mpanahaka  14  kandeha, nefa

Fivaditsoratra  15  fandeha, handefa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20