Teny iditra | 1 fandoa |
Fototeny | 2 loa |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mandoa Izay matetika aloan' ny olona: Ariary telo no fandoa amin' ny fiarambahoaka raha miakatra any Ambohipotsy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#406] Ce qu'on peut rembourser, payer; la manière de vomir, de payer |
Ohatra |
6 Ary farany, dia naroso ny vola fandoa isam-bolana; [2.59#] 7 ariary farantsa ireo, na iza handoa na iza handoa, raha ataony avy amin'ireo no fandoa azy dia misokatra ny fivarotana. [2.366#] |
Fivaditsoratra | 8 doafan, donafa, fandao, fandoa, nadofa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |