Teny iditra fandoaka (loaka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandoaka, mandavaka
Azo loahana [1.1]

Teny iditra fandoaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A charm placed on the horns of a fighting bull that he may gore against his antagonist. Fandoahana [Rel. s.] also used. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Betsileo] Charme qu'on fixait aux cornes d'un taureau de combat pour qu'il blesse plus sûrement son adversaire. On dit aussi fandoahana (même racine). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/01