|
|
|
|

Teny iditra 1  loaka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 hole through something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 troué, percé [1.3]
6 trou [1.8, 1.196]
7 plaie, ouverture béante [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  24 haroka, hirika, lavaka
Mpanahaka  25  mangobaka, 26  boroaka, 27  borobaka, 28  gorobaka, 29  mangirana, 30  robaka, 31  tanteraka, 32  trobaka, 33  voatrabaka, 34  voatrebika, 35  voatrebona
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 13 misy io teny io

Fivaditsoratra  37 akalo, 38 aloka, alòka, 39 lakao, 40 laoka, loaka, 41 olaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07