|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandokana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandoahana na fandavahana vato mba hahazoana manapoaka azy
Fototeny  4  doka
Tovy hevitra  5  fanadokana

Teny iditra (2/2)6  fandokana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Sihanaka] fandokafana, doka

Fivaditsoratra  9  andakofan, andokafan, fanandoka, fandokana, fandonaka, nandakofa, nandokafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21