Teny iditra fandorana (dotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampirehetana, fandevonana amin' ny afo: Azo atao tsara ny fandorana ny foko [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay grillage [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09