Teny iditra | fandosirana (lositra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanalavitana haingana mba tsy ho tratra; fivoahana an-tsokosoko; fidifiana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Flight, desertion; a place of refuge [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fuite, désertion; refuge [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |