|
|
|
|

Teny iditra1  fandraiketana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fametahana: Fandraiketana sary amin' ny rindrina
Fanapahana, famaranana: Raina ny fandraiketana haingana izany raharaha izany. / Anio no fandraiketana ny datin' andro hanaovana ny mariazinareo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] scellement, liant, fixation
Fototeny  5  raikitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11