|
|
|
|

Teny iditra 1  raikitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana
4 Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra
5 Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. [1.2]
7 sticking to something; agreed to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 attaché, collé [1.3, 1.8]
9 joint
10 conclu, réglé, décidé
11 conforme, juste [1.3]
12 agréé, sur quoi on est d'accord [1.8]
Ohatra  13  Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4#7]
14  Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony: [2.470#153]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  35  angarangidina, 36  finaribava, 37  mandryivohonnyvato, 38  mandrymitsilany, 39  matypaika, 40  tapaka, 41  tarangana, 42  vita, 43  vonobaibona
Fikambanana  44  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 25 misy ny teny how raikitra
Ohabolana  45  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  46 arikitra, 47 iratrika, 48 irikatra, raikitra, 49 rikiatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07