Teny iditra | 1 fandrebirebena |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany Fanolikolena, famitahana amin' ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the act of causing embarrassment, the act of troubling someone |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action d'embarrasser, de troubler |
Fototeny | 6 rebireby |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |