Teny iditra | rebireby | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitarihana mba hampivily lalana fa tsy amin' ny tokony ho izy Hevitra manodoka hamitahana; fanolikolena; fanadalana [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | beribery, rebireby |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |