Teny iditra fandrefiala (refy, ala)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin' ny olona na biby mandeha eo ambaniny; pily [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Mod. s. from mandrefy (refy), and ala, a forest.] A species of tree-snake, so called from its habit of swinging from tree to tree, as if measuring the extent of the forest. Same as pily [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   espèce d'aspic [Rajemisa: Vakoka]
Ohatra   Natahorana mantsy fandrao nisy fananjavarika (fandrefiala) tany an-tendron-kazo tany. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 56]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   pily

Nohavaozina tamin' ny 2016/11/10