Teny iditra | 1 pily |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-bibilava vaventy; anaran-kafa iantsoana ny fandrefiala |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the name of a large tree serpent. Same as fandrefiala [Swa. Pili, a serpent; Comp. ceramtepeli, a snake.] |
Voambolana |
5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Tovy hevitra | 6 fandrefiala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |