|
|
|
|

Teny iditra1  fandrefiala
Fototeny  2  refy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin' ny olona na biby mandeha eo ambaniny; pily [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [Mod. s. from mandrefy (refy), and ala, a forest.] A species of tree-snake, so called from its habit of swinging from tree to tree, as if measuring the extent of the forest. Same as pily [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  espèce d'aspic [1.54]
Ohatra  7  Natahorana mantsy fandrao nisy fananjavarika (fandrefiala) tany an-tendron-kazo tany. [2.643]
Voambolana  8  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31