|
|
|
|

Teny iditra1  fandrefy
Fototeny  2  refy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandrefy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#521] ce qu'on peut mesurer, manière de mesurer
6  [1.13] appareil de mesure
Ohatra  7  Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina? [2.296#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11