Teny iditra | 1 fandrika an-danitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fandrika mihantona ambony tahaka ny tranon-kala |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [fandrikandanitra] A snare placed aloft; a string tied upon some high place and left waving about |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] pièges en l'air, comme les toiles d'araignées |
Singan-teny | 6 fandrika, lanitra |
Tsipelina hafa | 7 fandrikandanitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |