Teny iditra | 1 fandrikandanitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [fandrika an-danitra] fandrika mihantona ambony tahaka ny tranon-kala |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] A snare placed aloft; a string tied upon some high place and left waving about |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] [fandrika an-danitra] pièges en l'air, comme les toiles d'araignées |
Singan-teny | 6 fandrika, lanitra |
Tsipelina hafa | 7 fandrikaandanitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |