Teny iditra fandrisihana (risika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampahazotoana, fitarihana, fitaomana, fanomezana zotom-po sy havitrihana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05