Teny iditra | 1 fandrodana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manjera amin' ny tany, mandrava Azo arodana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#542] Ce qu’on peut renverser, manière de renverser |
Ohatra |
5 [2.996#] Mandra-pahoviana no hiantorahanareo amin' olona, mba hiarahanareo mandrodana azy, toy ny fandrodana tamboho mitongilana, tahaka ny manda efa mihotsaka? |
Fototeny | 6 rodana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |