Teny iditra fandrora (rora)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandrora
Azo rorana: Tsy fandrora, hono, ny tay maina fa mankarary tenda [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut cracher, manière de cracher [1.3]
Ohatra ilay olona fandrora amin' ny tavany aho. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03