Teny iditra fanemerana (temitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanasiana temitra: Miverina indray ankehitriny ny fanemerana ny rindrina ao an' efitrano
¶ Famefena: Tsy hitahita akory ny fanemeran' ny miaramila ny trano nidiran' ilay mpangalatra [Rajemisa 1985]

2009/02/23