Teny iditra |
temitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Taratasy, misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin' ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon' ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha Fefy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Apisseries en nattes, [1.3]
|
Fanazavàna teny malagasy | Taratasy feno sary miloko arakotra ny rindrina [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Mats or paper on the walls [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tapissage de nattes ou de papier [1.8]
|
| Papier peint [1.13]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
temitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tambatsela misy sosona iray na maromaro mandrakotra ny zaka na ny lavaka anaty na ny taova [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | épithélium [1.13]
|
Voambolana |
|