|
|
|
|

Teny iditra1  fanemerana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  temitra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanasiana temitra: Miverina indray ankehitriny ny fanemerana ny rindrina ao an' efitrano
Famefena: Tsy hitahita akory ny fanemeran' ny miaramila ny trano nidiran' ilay mpangalatra

Fivaditsoratra  5 famerenana, 6 fanemerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12