Teny iditra fanenomana (tenona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana (tenany) sy mitsivalana (fahany)
¶ Fitaovana entina manenona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [Rel. s. from manenona (tenona).] A loom; the whole of the implements used in weaving, also the place where the loom is. [Richardson 1885]
Teny nalaina 

2009/02/23