Teny iditra | 1 fanenomana |
Fototeny | 2 tenona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana (tenany) sy mitsivalana (fahany) Fitaovana entina manenona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Rel. s. from manenona (tenona).] A loom; the whole of the implements used in weaving, also the place where the loom is. |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny fanenomana io |
Fivaditsoratra | 7 fanenomana, fenomanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |