Teny iditra (1/2) | 1 fanentitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manentitra na manapaka tarangana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Ce qu’on peut couper, la manière de couper |
Ohatra |
5 [2.69] Alao ny antsy, alao ny fanentitra, hanenterana an' ilay tsy nahita, fa izaho nahita efa tofoka. |
Fototeny | 6 hentitra |
Teny iditra (2/2) | 7 fanentitra |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Azo tapahina tsy asiana romoromo mifanona |
Fototeny | 10 hentitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |