|
|
|
|

Teny iditra1  fangadihady
Fototeny  2 hadihady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mangadihady, madiodio (tsisy volo na ahitra): Mahatsikaiky ny fangadihadin' ity lohan' i Naivo nokakasany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L état de ce qui est découvert [1.3#202]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08