Teny iditra fangaika (gaika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mangaika, mamatotra mafy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fangaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tapa-takelaka mampitambatra piesy roa na maromaro [SLP 1986]
Famaritana frantsay gousset [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06