|
|
|
|

Teny iditra1  gaika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famihinana na fanerena mafy, fangiazana amin' ny kofehy tsy misy hikofohana
Fangiazana antrano tsy hivoaka, fanerena' blasa.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] compare fehy, fatotra, gehy, hazona, fikitra.
In some provinces gaika and its derivatives are used for the hova antso and its derivatives.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] action de serrer, de lier, de contraindre
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  11  geka
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  agaik, gaika, giaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02