Teny iditra (1/2) | 1 fangaika |
Fototeny | 2 gaika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mangaika, mamatotra mafy |
Teny iditra (2/2) | 5 fangaika |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.13] tapa-takelaka mampitambatra piesy roa na maromaro |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.13] gousset |
Voambolana |
9 Haitao |
Fivaditsoratra | 10 fangaika, fiakanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |